# ny lehibe mpifehy Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ihany io andianteny io. # tsy homena ho eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria ity tanĂ na ity DH: "Tsy hanome an'i Jerosalema eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria Yaveh" # tanan'ny mpanjaka Ny "tanan'ny" mpanjaka dia manondro ny "fifehezany". DH: "ny fifehezan'ny mpanjaka"