plt_tn/isa/36/08.md

12 lines
398 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia manohy ny hafatry ny mpanjakan'i Asyria ho an'i Hezekia. Miteny ny hafatra amin'ireo lehilahin'i Hezekia ny lehibe mpitarika. (Jereo: 36:4)
# soavaly roa arivo
"soavaly 2.000'
# raha toa ka mahavita mitady mpitaingina ireo ianao
Mbola manohy maneso an'i Hezekia sy ny tafiny ny lehibe mpifehy amin'ny fanazavana fa tsy manana miaramila maro izy.