plt_tn/isa/36/08.md

398 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia manohy ny hafatry ny mpanjakan'i Asyria ho an'i Hezekia. Miteny ny hafatra amin'ireo lehilahin'i Hezekia ny lehibe mpitarika. (Jereo: 36:4)

soavaly roa arivo

"soavaly 2.000'

raha toa ka mahavita mitady mpitaingina ireo ianao

Mbola manohy maneso an'i Hezekia sy ny tafiny ny lehibe mpifehy amin'ny fanazavana fa tsy manana miaramila maro izy.