# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia manohy ny hafatry ny mpanjakan'i Asyria ho an'i Hezekia. Miteny ny hafatra amin'ireo lehilahin'i Hezekia ny lehibe mpitarika. (Jereo: 36:4) # soavaly roa arivo "soavaly 2.000' # raha toa ka mahavita mitady mpitaingina ireo ianao Mbola manohy maneso an'i Hezekia sy ny tafiny ny lehibe mpifehy amin'ny fanazavana fa tsy manana miaramila maro izy.