plt_tn/isa/36/01.md

40 lines
952 B
Markdown

# ny taona fahefatra ambin'ny folo
"ny taona faha-14"
# Hezekia mpanjaka
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:1 ihany io anarana mpanjaka io.
# Sankeriba
Io no anaran'ny mpanjakan'i Asyria.
# Sankeriba...nanafika ireo tanàna mimanda rehetra
Nanafika ireo tanàna ny tafik'i Sankeriba. DH: "Sankeriba sy ny tafiny...nanafika ireo tanàna mimanda rehetra''
# ny lehibe mpifehy
Mandika an'io hoe "Rabsake" ny dikanteny sasany tao amin'ny Baiboly. Io dia teny Asyriana hilazana ny olona izay mpitarika ambony sokajy miaramila any Asyria.
# Lakisy
Io dia tanàna izay atsimo atsinanan'i Jerosalema.
# ny lakan-dranon'ny farihy ambony, amin'ny lalam-be mankany amin'ny sahan'ny mpanasa lamba
Adikao tahaka ny tao amin'ny 7:3 io.
# Hilkia...Eliakima
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 22:20 ireo anaran-dehilahy ireo.
# Sebna
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 22:15 io anaran-dehilahy io.
# Asafa...Joa
Ireo dia anaran-dehilahy.