# ny taona fahefatra ambin'ny folo "ny taona faha-14" # Hezekia mpanjaka Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:1 ihany io anarana mpanjaka io. # Sankeriba Io no anaran'ny mpanjakan'i Asyria. # Sankeriba...nanafika ireo tanàna mimanda rehetra Nanafika ireo tanàna ny tafik'i Sankeriba. DH: "Sankeriba sy ny tafiny...nanafika ireo tanàna mimanda rehetra'' # ny lehibe mpifehy Mandika an'io hoe "Rabsake" ny dikanteny sasany tao amin'ny Baiboly. Io dia teny Asyriana hilazana ny olona izay mpitarika ambony sokajy miaramila any Asyria. # Lakisy Io dia tanàna izay atsimo atsinanan'i Jerosalema. # ny lakan-dranon'ny farihy ambony, amin'ny lalam-be mankany amin'ny sahan'ny mpanasa lamba Adikao tahaka ny tao amin'ny 7:3 io. # Hilkia...Eliakima Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 22:20 ireo anaran-dehilahy ireo. # Sebna Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 22:15 io anaran-dehilahy io. # Asafa...Joa Ireo dia anaran-dehilahy.