plt_tn/isa/36/01.md

952 B

ny taona fahefatra ambin'ny folo

"ny taona faha-14"

Hezekia mpanjaka

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:1 ihany io anarana mpanjaka io.

Sankeriba

Io no anaran'ny mpanjakan'i Asyria.

Sankeriba...nanafika ireo tanàna mimanda rehetra

Nanafika ireo tanàna ny tafik'i Sankeriba. DH: "Sankeriba sy ny tafiny...nanafika ireo tanàna mimanda rehetra''

ny lehibe mpifehy

Mandika an'io hoe "Rabsake" ny dikanteny sasany tao amin'ny Baiboly. Io dia teny Asyriana hilazana ny olona izay mpitarika ambony sokajy miaramila any Asyria.

Lakisy

Io dia tanàna izay atsimo atsinanan'i Jerosalema.

ny lakan-dranon'ny farihy ambony, amin'ny lalam-be mankany amin'ny sahan'ny mpanasa lamba

Adikao tahaka ny tao amin'ny 7:3 io.

Hilkia...Eliakima

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 22:20 ireo anaran-dehilahy ireo.

Sebna

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 22:15 io anaran-dehilahy io.

Asafa...Joa

Ireo dia anaran-dehilahy.