plt_tn/isa/33/15.md

737 B

Izay mandeha

Eto ny fandehanana dia manondro ny fiainana. DH: "izay miaina"

izay manafoana ny tombon'ny fampahoriana

Ny andianteny hoe "tombon'ny fampahoriana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "izay mankahala ireo izay tonga mpanan-karena amin'ny fampahoriana ny olona hafa"

ary tsy mijery ny ratsy

Ny hoe "mijery" eto dia midika hoe manaiky zavatra iray. DH: "ary izay tsy manaiky ny fanaovana ratsy"

eny amin'ny avo

Io dia manondro ny havoana avo na tendrombohitra. DH: "ny havoana avo" na "tendrombohitra"

fiarovana mafy natao tamin'ny vatolampy

Io dia miresaka ny toerana feno vato izay mora iarovana toy ny hoe tena fiarovana mafy ireo. DH: "ireo antontam-bato lehibe"

ho feno famatsiana

"hisy foana"