plt_tn/isa/33/15.md

24 lines
737 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izay mandeha
Eto ny fandehanana dia manondro ny fiainana. DH: "izay miaina"
# izay manafoana ny tombon'ny fampahoriana
Ny andianteny hoe "tombon'ny fampahoriana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "izay mankahala ireo izay tonga mpanan-karena amin'ny fampahoriana ny olona hafa"
# ary tsy mijery ny ratsy
Ny hoe "mijery" eto dia midika hoe manaiky zavatra iray. DH: "ary izay tsy manaiky ny fanaovana ratsy"
# eny amin'ny avo
Io dia manondro ny havoana avo na tendrombohitra. DH: "ny havoana avo" na "tendrombohitra"
# fiarovana mafy natao tamin'ny vatolampy
Io dia miresaka ny toerana feno vato izay mora iarovana toy ny hoe tena fiarovana mafy ireo. DH: "ireo antontam-bato lehibe"
# ho feno famatsiana
"hisy foana"