# Izay mandeha Eto ny fandehanana dia manondro ny fiainana. DH: "izay miaina" # izay manafoana ny tombon'ny fampahoriana Ny andianteny hoe "tombon'ny fampahoriana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "izay mankahala ireo izay tonga mpanan-karena amin'ny fampahoriana ny olona hafa" # ary tsy mijery ny ratsy Ny hoe "mijery" eto dia midika hoe manaiky zavatra iray. DH: "ary izay tsy manaiky ny fanaovana ratsy" # eny amin'ny avo Io dia manondro ny havoana avo na tendrombohitra. DH: "ny havoana avo" na "tendrombohitra" # fiarovana mafy natao tamin'ny vatolampy Io dia miresaka ny toerana feno vato izay mora iarovana toy ny hoe tena fiarovana mafy ireo. DH: "ireo antontam-bato lehibe" # ho feno famatsiana "hisy foana"