plt_tn/isa/33/09.md

733 B

Misaona ny tany ary milofika

Io dia miresaka ny tany lasa maina tahaka ny olona misaona. DH: "Lasa maina ny tany ary malazo ny zava-maniry"

menatra Libanona ary karakaina

Io dia miresaka ireo hazon'i Libanona malazo sy levona toy ny hoe olona menatra i Libanona. DH: "Malazo sy levona ireo hazon'i Libanona"

Saràna...Basana...Karmela

Nisy hazo sy voninkazo maro naniry teo amin'ireo toerana ireo tany aloha.

Saràna dia tahaka ny lemaka maina

Io dia mampitaha ny fahamainan'i Saràna amin'ny lemaka maina. DH: "Maina tahaka ny lemaka maina i Saràna"

manintsana ireo raviny i Basana sy Karmela

Eto Basana sy Karmela dia tondroina amin'ny hazon'izy ireo. DH: "tsy misy ravina intsony ny hazo ao Basana sy Karmela"