# Misaona ny tany ary milofika Io dia miresaka ny tany lasa maina tahaka ny olona misaona. DH: "Lasa maina ny tany ary malazo ny zava-maniry" # menatra Libanona ary karakaina Io dia miresaka ireo hazon'i Libanona malazo sy levona toy ny hoe olona menatra i Libanona. DH: "Malazo sy levona ireo hazon'i Libanona" # Saràna...Basana...Karmela Nisy hazo sy voninkazo maro naniry teo amin'ireo toerana ireo tany aloha. # Saràna dia tahaka ny lemaka maina Io dia mampitaha ny fahamainan'i Saràna amin'ny lemaka maina. DH: "Maina tahaka ny lemaka maina i Saràna" # manintsana ireo raviny i Basana sy Karmela Eto Basana sy Karmela dia tondroina amin'ny hazon'izy ireo. DH: "tsy misy ravina intsony ny hazo ao Basana sy Karmela"