plt_tn/isa/33/09.md

20 lines
733 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Misaona ny tany ary milofika
Io dia miresaka ny tany lasa maina tahaka ny olona misaona. DH: "Lasa maina ny tany ary malazo ny zava-maniry"
# menatra Libanona ary karakaina
Io dia miresaka ireo hazon'i Libanona malazo sy levona toy ny hoe olona menatra i Libanona. DH: "Malazo sy levona ireo hazon'i Libanona"
# Saràna...Basana...Karmela
Nisy hazo sy voninkazo maro naniry teo amin'ireo toerana ireo tany aloha.
# Saràna dia tahaka ny lemaka maina
Io dia mampitaha ny fahamainan'i Saràna amin'ny lemaka maina. DH: "Maina tahaka ny lemaka maina i Saràna"
# manintsana ireo raviny i Basana sy Karmela
Eto Basana sy Karmela dia tondroina amin'ny hazon'izy ireo. DH: "tsy misy ravina intsony ny hazo ao Basana sy Karmela"