plt_tn/isa/32/09.md

584 B

Mitsangàna

"Mijoroa" na "Tandremo"

tsy manano-sarotra

"milamina" na "tsy miraharaha"

ny feoko

Manondro ny tenany amin'ny feony Isaia mba hanindriana izay lazainy. DH: "izaho miteny"

rava ny fahatokianao

Miresaka azy ireo tsy matoky intsony ihany koa Isaia toy ny hoe zavatra azo tsapaina izay simba ny fahatokian'izy ireo. DH: "tsy hahatoky tena intsony ianareo"

tsy hisy ny fihotazam-boaloboka

Midika izany fa tsy hisy voaloboka tsara hotazana akory. DH: "tsy hisy voaloboka mba hotazanao"

tsy ho tonga ny fanangonana

"tsy hisy ny fotoana fanangonam-bokatra"