plt_tn/isa/32/09.md

24 lines
584 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mitsangàna
"Mijoroa" na "Tandremo"
# tsy manano-sarotra
"milamina" na "tsy miraharaha"
# ny feoko
Manondro ny tenany amin'ny feony Isaia mba hanindriana izay lazainy. DH: "izaho miteny"
# rava ny fahatokianao
Miresaka azy ireo tsy matoky intsony ihany koa Isaia toy ny hoe zavatra azo tsapaina izay simba ny fahatokian'izy ireo. DH: "tsy hahatoky tena intsony ianareo"
# tsy hisy ny fihotazam-boaloboka
Midika izany fa tsy hisy voaloboka tsara hotazana akory. DH: "tsy hisy voaloboka mba hotazanao"
# tsy ho tonga ny fanangonana
"tsy hisy ny fotoana fanangonam-bokatra"