# Mitsangàna "Mijoroa" na "Tandremo" # tsy manano-sarotra "milamina" na "tsy miraharaha" # ny feoko Manondro ny tenany amin'ny feony Isaia mba hanindriana izay lazainy. DH: "izaho miteny" # rava ny fahatokianao Miresaka azy ireo tsy matoky intsony ihany koa Isaia toy ny hoe zavatra azo tsapaina izay simba ny fahatokian'izy ireo. DH: "tsy hahatoky tena intsony ianareo" # tsy hisy ny fihotazam-boaloboka Midika izany fa tsy hisy voaloboka tsara hotazana akory. DH: "tsy hisy voaloboka mba hotazanao" # tsy ho tonga ny fanangonana "tsy hisy ny fotoana fanangonam-bokatra"