plt_tn/isa/30/29.md

917 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.

Hanana hira

Afaka ovaina ny teny ka hambara amin'ny matoanteny ny anarana hoe "hira". DH: "Hihira ianareo"

toy ny amin'ny alina izay hitandremana ny firavoravoana masina

Io fampitahana io dia manindry fa tena ho faly ny vahoaka.

izay hitandremana ny firavoravoana masina

DH: "rehefa mitandrina ny firavoravoana masina ianareo"

ary firavoravoam-po

Eto ny hoe "fo" dia manambara ny ao anatin'ny olona. DH: "ary ho ravoravo ianareo"

tahaka ny olona...Vatolampin'Israely

Io fampitahana io dia manindry fa tena ho faly ny vahoaka.

eny amin'ny Vatolampin'Israely

Ny fananan'i Yaveh hery hiarovana ny vahoakany dia resahina toy ny hoe vatolampy izay azon'ny olona hanihana sy handosirana ireo fahavalo Izy. DH: "amin'ny vatolampy fiarovan'Israely" na "izay tahaka ny vatolampy fiarovana ho an'ny Israely"