plt_tn/isa/30/18.md

12 lines
268 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.
# tsy hitomany intsony ianareo...hamaly anareo
Eto ny hoe "ianareo", "anareo" dia manondro ny vahoaka izay hipetraka any Ziona.
# hamaly anareo Izy
"hanampy anareo Izy"