plt_tn/isa/30/18.md

268 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.

tsy hitomany intsony ianareo...hamaly anareo

Eto ny hoe "ianareo", "anareo" dia manondro ny vahoaka izay hipetraka any Ziona.

hamaly anareo Izy

"hanampy anareo Izy"