# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia. # tsy hitomany intsony ianareo...hamaly anareo Eto ny hoe "ianareo", "anareo" dia manondro ny vahoaka izay hipetraka any Ziona. # hamaly anareo Izy "hanampy anareo Izy"