plt_tn/isa/30/15.md

773 B

ilay Iray Masin'Israely

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 izany.

Ho avotra amin'ny fiverenana sy fijanonana ianareo

Ny fibebahana dia resahina toy ny hoe fiverenana any amin'i Yaveh ara-batana. DH: "Hamonjy anareo amin'ireo fahavalonareo Aho raha hibebaka ianareo ary hijanona hahalala fa mikarakara anareo Aho"

fijanonana

Midika izany fa mitsahatra ny olona satria matoky izy ireo fa hikarakara azy ireo Yaveh.

amin'ny fahanginana sy fahatokiana no hisy ny herinareo

Ny fahanginana eto dia manondro hoe tsy miahiahy sy matahotra. Midika izany fa tsy matahotra izy ireo satria matoky an'i Yaveh. DH: "Hahery ianareo raha mangina sy matoky Ahy"

handositra amin'ny soavaly izahay

Ireo dia soavaly izay azon'ny vahoakan'i Joda tamin'ireo Egyptiana.