# ilay Iray Masin'Israely Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 izany. # Ho avotra amin'ny fiverenana sy fijanonana ianareo Ny fibebahana dia resahina toy ny hoe fiverenana any amin'i Yaveh ara-batana. DH: "Hamonjy anareo amin'ireo fahavalonareo Aho raha hibebaka ianareo ary hijanona hahalala fa mikarakara anareo Aho" # fijanonana Midika izany fa mitsahatra ny olona satria matoky izy ireo fa hikarakara azy ireo Yaveh. # amin'ny fahanginana sy fahatokiana no hisy ny herinareo Ny fahanginana eto dia manondro hoe tsy miahiahy sy matahotra. Midika izany fa tsy matahotra izy ireo satria matoky an'i Yaveh. DH: "Hahery ianareo raha mangina sy matoky Ahy" # handositra amin'ny soavaly izahay Ireo dia soavaly izay azon'ny vahoakan'i Joda tamin'ireo Egyptiana.