plt_tn/isa/30/08.md

718 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'i Isaia i Yaveh.

Koa

Io teny io eto dia manamarika fihatoana tao amin'ny fanambaran'i Yaveh momba an'i Joda. Eto dia milaza amin'i Isaia mba hanao zavatra Izy.

eo amin'ny fanatrehan'izy ireo

"eo amin'ny fanatrehan'ny vahoakan'i Joda"

ho amin'ny andro ho avy

Io dia miresaka fotoana toy ny hoe mandeha ary tonga amin'ny toerana izany. DH: "ho amin'ny fotoana hoavy"

ankizy mpandainga, ankizy izay tsy mba handre ny fampianaran'i Yaveh

Io dia miresaka ny vahoakan'i Yaveh toy ny hoe zaza izy ireo. Afaka adika amin'ny fehezanteny vaovao izany. DH: "Nitondra-tena toy ny zaza izay mandainga sy tsy mihaino izay andidian'i Yaveh izy ireo"