# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'i Isaia i Yaveh. # Koa Io teny io eto dia manamarika fihatoana tao amin'ny fanambaran'i Yaveh momba an'i Joda. Eto dia milaza amin'i Isaia mba hanao zavatra Izy. # eo amin'ny fanatrehan'izy ireo "eo amin'ny fanatrehan'ny vahoakan'i Joda" # ho amin'ny andro ho avy Io dia miresaka fotoana toy ny hoe mandeha ary tonga amin'ny toerana izany. DH: "ho amin'ny fotoana hoavy" # ankizy mpandainga, ankizy izay tsy mba handre ny fampianaran'i Yaveh Io dia miresaka ny vahoakan'i Yaveh toy ny hoe zaza izy ireo. Afaka adika amin'ny fehezanteny vaovao izany. DH: "Nitondra-tena toy ny zaza izay mandainga sy tsy mihaino izay andidian'i Yaveh izy ireo"