plt_tn/isa/30/08.md

20 lines
718 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'i Isaia i Yaveh.
# Koa
Io teny io eto dia manamarika fihatoana tao amin'ny fanambaran'i Yaveh momba an'i Joda. Eto dia milaza amin'i Isaia mba hanao zavatra Izy.
# eo amin'ny fanatrehan'izy ireo
"eo amin'ny fanatrehan'ny vahoakan'i Joda"
# ho amin'ny andro ho avy
Io dia miresaka fotoana toy ny hoe mandeha ary tonga amin'ny toerana izany. DH: "ho amin'ny fotoana hoavy"
# ankizy mpandainga, ankizy izay tsy mba handre ny fampianaran'i Yaveh
Io dia miresaka ny vahoakan'i Yaveh toy ny hoe zaza izy ireo. Afaka adika amin'ny fehezanteny vaovao izany. DH: "Nitondra-tena toy ny zaza izay mandainga sy tsy mihaino izay andidian'i Yaveh izy ireo"