plt_tn/isa/28/27.md

28 lines
848 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy milaza ny fanoharana amin'ny vahoakan'i Jerosalema Isaia.
# tsy velesina amin'ny vy ny nigela
DH: "tsy manasaraka ny nigela amin'ny zava-maniry amin'ny voa mafy ny mpamboly"
# nigela
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 28:25 izany.
# na akodiadia amin'ny komina ny kodian'ny sarety
DH: "na anakodiadia kodiarana mavesatra eo amin'ny komina izy"
# komina
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 28:25 izany.
# fa velesina amin'ny fantàka ny nigela, ary amin'ny hazo ny komina
Manoritsoritra ny fomba tena hanasarahan'ny mpamboly ny voa amin'ny zava-maniry Isaia. DH: "nefa mikapoka ny nigela amin'ny hazo izy, ary mikapoka ny komina amin'ny tsora-kazo izy"
# Kosehana atao mofo ny vary nefa tsy manify loatra
DH: "Mikosoka ny vary mba hanaovana mofo ny mpamboly nefa tsy atao kely loatra"