# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza ny fanoharana amin'ny vahoakan'i Jerosalema Isaia. # tsy velesina amin'ny vy ny nigela DH: "tsy manasaraka ny nigela amin'ny zava-maniry amin'ny voa mafy ny mpamboly" # nigela Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 28:25 izany. # na akodiadia amin'ny komina ny kodian'ny sarety DH: "na anakodiadia kodiarana mavesatra eo amin'ny komina izy" # komina Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 28:25 izany. # fa velesina amin'ny fantàka ny nigela, ary amin'ny hazo ny komina Manoritsoritra ny fomba tena hanasarahan'ny mpamboly ny voa amin'ny zava-maniry Isaia. DH: "nefa mikapoka ny nigela amin'ny hazo izy, ary mikapoka ny komina amin'ny tsora-kazo izy" # Kosehana atao mofo ny vary nefa tsy manify loatra DH: "Mikosoka ny vary mba hanaovana mofo ny mpamboly nefa tsy atao kely loatra"