plt_tn/isa/28/27.md

848 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza ny fanoharana amin'ny vahoakan'i Jerosalema Isaia.

tsy velesina amin'ny vy ny nigela

DH: "tsy manasaraka ny nigela amin'ny zava-maniry amin'ny voa mafy ny mpamboly"

nigela

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 28:25 izany.

na akodiadia amin'ny komina ny kodian'ny sarety

DH: "na anakodiadia kodiarana mavesatra eo amin'ny komina izy"

komina

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 28:25 izany.

fa velesina amin'ny fantàka ny nigela, ary amin'ny hazo ny komina

Manoritsoritra ny fomba tena hanasarahan'ny mpamboly ny voa amin'ny zava-maniry Isaia. DH: "nefa mikapoka ny nigela amin'ny hazo izy, ary mikapoka ny komina amin'ny tsora-kazo izy"

Kosehana atao mofo ny vary nefa tsy manify loatra

DH: "Mikosoka ny vary mba hanaovana mofo ny mpamboly nefa tsy atao kely loatra"