plt_tn/isa/28/22.md

455 B

ho henjanina ny fatotrareo

Ny fanasazian'i Yaveh ny vahoaka mafy kokoa dia resahina toy ny hoe hanenjana ny fatotr'izy ireo Izy. DH: "Hanenjana ny fatotrareo Yaveh" na "Hanasazy anareo mafy kokoa Yaveh"

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9.

lalàna famotehana eto an-tany

Afaka averina soratana izany mba ambara amin'ny matoanteny hoe "mamotika" ny anarana hoe "famotehana". DH: "izay hamotehany ny vahoaka eran-tany"