plt_tn/isa/28/22.md

12 lines
455 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho henjanina ny fatotrareo
Ny fanasazian'i Yaveh ny vahoaka mafy kokoa dia resahina toy ny hoe hanenjana ny fatotr'izy ireo Izy. DH: "Hanenjana ny fatotrareo Yaveh" na "Hanasazy anareo mafy kokoa Yaveh"
# Yaveh tompon'ny maro
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9.
# lalàna famotehana eto an-tany
Afaka averina soratana izany mba ambara amin'ny matoanteny hoe "mamotika" ny anarana hoe "famotehana". DH: "izay hamotehany ny vahoaka eran-tany"