# ho henjanina ny fatotrareo Ny fanasazian'i Yaveh ny vahoaka mafy kokoa dia resahina toy ny hoe hanenjana ny fatotr'izy ireo Izy. DH: "Hanenjana ny fatotrareo Yaveh" na "Hanasazy anareo mafy kokoa Yaveh" # Yaveh tompon'ny maro Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9. # lalàna famotehana eto an-tany Afaka averina soratana izany mba ambara amin'ny matoanteny hoe "mamotika" ny anarana hoe "famotehana". DH: "izay hamotehany ny vahoaka eran-tany"