plt_tn/isa/28/16.md

20 lines
392 B
Markdown

# Indro
"Henoy izao"
# Hanorina vato fototra ao Ziona Aho...fototra azo antoka
Ny fandefasan'i Yaveh olona mahery mba hanampy ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe nanangana fototry ny trano mafy Yaveh.
# vato voasedra
"vato izay mafy"
# fototra azo antoka
"fanohanana mafy"
# Izay mino dia tsy ho menatra
"Ny olona izay matoky izany vato fototra izany dia tsy mba hisy tsiny"