# Indro "Henoy izao" # Hanorina vato fototra ao Ziona Aho...fototra azo antoka Ny fandefasan'i Yaveh olona mahery mba hanampy ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe nanangana fototry ny trano mafy Yaveh. # vato voasedra "vato izay mafy" # fototra azo antoka "fanohanana mafy" # Izay mino dia tsy ho menatra "Ny olona izay matoky izany vato fototra izany dia tsy mba hisy tsiny"