plt_tn/isa/28/16.md

392 B

Indro

"Henoy izao"

Hanorina vato fototra ao Ziona Aho...fototra azo antoka

Ny fandefasan'i Yaveh olona mahery mba hanampy ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe nanangana fototry ny trano mafy Yaveh.

vato voasedra

"vato izay mafy"

fototra azo antoka

"fanohanana mafy"

Izay mino dia tsy ho menatra

"Ny olona izay matoky izany vato fototra izany dia tsy mba hisy tsiny"