plt_tn/isa/28/13.md

830 B

ny tenin'i Yaveh

Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatra. DH: "ny hafatr'i Yaveh"

baiko manampy baiko, baiko manampy baiko; fitsipika manampy fitsipika, fitsipika manampy fitsipika; kely eto, kely ery

Ireo no teny izay nampiasain'ireo mpisorona sy mpaminany mamo mba hanakianana ny fomba nampianaran'i Isaia azy ireo. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 28:9.

mba handeha izy ireo ka hianjera, sy ho tapaka, voafandrika, ary voasambotra

DH: "mba ho tonga ary handresy azy ireo ary haka azy ireo ho babo ny tafik'i Asyria"

handeha izy ireo ka hianjera, sy ho tapaka

Ny olona resin'ny tafika fahavalo an'ady dia resahina toy ny hoe ho lavo ary ho tapaka ilay olona.

voafandrika

Ny fakan'ireo miaramila fahavalo ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe mpihaza izay mahazo biby ao anaty fandrika izy ireo.