# ny tenin'i Yaveh Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatra. DH: "ny hafatr'i Yaveh" # baiko manampy baiko, baiko manampy baiko; fitsipika manampy fitsipika, fitsipika manampy fitsipika; kely eto, kely ery Ireo no teny izay nampiasain'ireo mpisorona sy mpaminany mamo mba hanakianana ny fomba nampianaran'i Isaia azy ireo. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 28:9. # mba handeha izy ireo ka hianjera, sy ho tapaka, voafandrika, ary voasambotra DH: "mba ho tonga ary handresy azy ireo ary haka azy ireo ho babo ny tafik'i Asyria" # handeha izy ireo ka hianjera, sy ho tapaka Ny olona resin'ny tafika fahavalo an'ady dia resahina toy ny hoe ho lavo ary ho tapaka ilay olona. # voafandrika Ny fakan'ireo miaramila fahavalo ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe mpihaza izay mahazo biby ao anaty fandrika izy ireo.