plt_tn/isa/28/13.md

20 lines
830 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tenin'i Yaveh
Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatra. DH: "ny hafatr'i Yaveh"
# baiko manampy baiko, baiko manampy baiko; fitsipika manampy fitsipika, fitsipika manampy fitsipika; kely eto, kely ery
Ireo no teny izay nampiasain'ireo mpisorona sy mpaminany mamo mba hanakianana ny fomba nampianaran'i Isaia azy ireo. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 28:9.
# mba handeha izy ireo ka hianjera, sy ho tapaka, voafandrika, ary voasambotra
DH: "mba ho tonga ary handresy azy ireo ary haka azy ireo ho babo ny tafik'i Asyria"
# handeha izy ireo ka hianjera, sy ho tapaka
Ny olona resin'ny tafika fahavalo an'ady dia resahina toy ny hoe ho lavo ary ho tapaka ilay olona.
# voafandrika
Ny fakan'ireo miaramila fahavalo ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe mpihaza izay mahazo biby ao anaty fandrika izy ireo.