plt_tn/isa/26/20.md

544 B

vahoakako

Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Isaia. Ny hoe "vahoaka" dia manondro ny vahoakan'Israely.

mandra-pahalasan'ny fahatezerana

Adikao ho tambiteny hoe "tezitra" ny anarana hoe "fahatezerana". DH: "rehefa tsy tezitra amintsika intsony Yaveh"

hampiharihary ny fandatsahan-dràny ny tany, ary tsy hanafina ny faty ao aminy intsony

Ny fanehoan'i Yaveh ireo vono olona rehetra izay nitranga teto an-tany mba ahafahany manasazy ireo mpamono olona dia resahina toy ny hoe ny tany mihitsy no haneho ny olona rehetra izay novonoina.