# vahoakako Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Isaia. Ny hoe "vahoaka" dia manondro ny vahoakan'Israely. # mandra-pahalasan'ny fahatezerana Adikao ho tambiteny hoe "tezitra" ny anarana hoe "fahatezerana". DH: "rehefa tsy tezitra amintsika intsony Yaveh" # hampiharihary ny fandatsahan-dràny ny tany, ary tsy hanafina ny faty ao aminy intsony Ny fanehoan'i Yaveh ireo vono olona rehetra izay nitranga teto an-tany mba ahafahany manasazy ireo mpamono olona dia resahina toy ny hoe ny tany mihitsy no haneho ny olona rehetra izay novonoina.