plt_tn/isa/26/20.md

12 lines
544 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# vahoakako
Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Isaia. Ny hoe "vahoaka" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# mandra-pahalasan'ny fahatezerana
Adikao ho tambiteny hoe "tezitra" ny anarana hoe "fahatezerana". DH: "rehefa tsy tezitra amintsika intsony Yaveh"
# hampiharihary ny fandatsahan-dràny ny tany, ary tsy hanafina ny faty ao aminy intsony
Ny fanehoan'i Yaveh ireo vono olona rehetra izay nitranga teto an-tany mba ahafahany manasazy ireo mpamono olona dia resahina toy ny hoe ny tany mihitsy no haneho ny olona rehetra izay novonoina.