plt_tn/isa/26/16.md

16 lines
572 B
Markdown

# nijeren'izy ireo Anao
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Mety anisan'izany Isaia. DH: "nijery Anao izahay"
# nijerena...Anao
Io fomba fiteny io dia midika hoe nitady vonjy tamin'i Yaveh izy ireo.
# rehefa tao amin'izy ireo ny fananaranao
Ny anarana hoe "fananarana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "rehefa nananatra azy ireo Ianao"
# Tahaka ny vehivavy bevohoka...mitaraina amin'ny fiterahany
Io dia mampitaha ny olona amin'ny vehivavy miteraka. Manindry ny fanaintainan'izy ireo sy ny tarainany izany fony nananatra azy ireo Yaveh.