plt_tn/isa/26/16.md

572 B

nijeren'izy ireo Anao

Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Mety anisan'izany Isaia. DH: "nijery Anao izahay"

nijerena...Anao

Io fomba fiteny io dia midika hoe nitady vonjy tamin'i Yaveh izy ireo.

rehefa tao amin'izy ireo ny fananaranao

Ny anarana hoe "fananarana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "rehefa nananatra azy ireo Ianao"

Tahaka ny vehivavy bevohoka...mitaraina amin'ny fiterahany

Io dia mampitaha ny olona amin'ny vehivavy miteraka. Manindry ny fanaintainan'izy ireo sy ny tarainany izany fony nananatra azy ireo Yaveh.