# nijeren'izy ireo Anao Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Mety anisan'izany Isaia. DH: "nijery Anao izahay" # nijerena...Anao Io fomba fiteny io dia midika hoe nitady vonjy tamin'i Yaveh izy ireo. # rehefa tao amin'izy ireo ny fananaranao Ny anarana hoe "fananarana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "rehefa nananatra azy ireo Ianao" # Tahaka ny vehivavy bevohoka...mitaraina amin'ny fiterahany Io dia mampitaha ny olona amin'ny vehivavy miteraka. Manindry ny fanaintainan'izy ireo sy ny tarainany izany fony nananatra azy ireo Yaveh.