plt_tn/isa/26/10.md

16 lines
557 B
Markdown

# Anehoy sitraka ny ratsy fanahy, fa tsy hahalala ny fahamarinana akory izy
DH: "Na dia tsara fanahy amin'ny ratsy fanahy aza Yaveh, dia tsy mbola mahalala ny hanao izay marina izy ireo"
# ny ratsy fanahy
Io dia midika hoe olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny.
# Any amin'ny tanin'ny fahitsiana
Eto ny "tany" dia manambara ny olona izay mipetraka ao. DH: "Tao amin'ny tany izay nanaovan'ny olona izay marina"
# tsy mahita ny voninahitr'i Yaveh izy
Eto ny hoe "mahita" dia manambara ny fahalalana zavatra iray. DH: "tsy nahafantatra fa lehibe Yaveh"