plt_tn/isa/26/10.md

557 B

Anehoy sitraka ny ratsy fanahy, fa tsy hahalala ny fahamarinana akory izy

DH: "Na dia tsara fanahy amin'ny ratsy fanahy aza Yaveh, dia tsy mbola mahalala ny hanao izay marina izy ireo"

ny ratsy fanahy

Io dia midika hoe olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny.

Any amin'ny tanin'ny fahitsiana

Eto ny "tany" dia manambara ny olona izay mipetraka ao. DH: "Tao amin'ny tany izay nanaovan'ny olona izay marina"

tsy mahita ny voninahitr'i Yaveh izy

Eto ny hoe "mahita" dia manambara ny fahalalana zavatra iray. DH: "tsy nahafantatra fa lehibe Yaveh"