# Anehoy sitraka ny ratsy fanahy, fa tsy hahalala ny fahamarinana akory izy DH: "Na dia tsara fanahy amin'ny ratsy fanahy aza Yaveh, dia tsy mbola mahalala ny hanao izay marina izy ireo" # ny ratsy fanahy Io dia midika hoe olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny. # Any amin'ny tanin'ny fahitsiana Eto ny "tany" dia manambara ny olona izay mipetraka ao. DH: "Tao amin'ny tany izay nanaovan'ny olona izay marina" # tsy mahita ny voninahitr'i Yaveh izy Eto ny hoe "mahita" dia manambara ny fahalalana zavatra iray. DH: "tsy nahafantatra fa lehibe Yaveh"