plt_tn/isa/26/03.md

500 B

Ny saina izay mitoetra ao Aminao

Eto ny hoe "saina" dia manambara ny hevitry ny olona. Ny hoe "Aminao" dia manondro an'i Yaveh. Ny andian-teny hoe "Ny saina izay mitoetra ao Aminao" dia fomba fiteny izay midika hoe "Ny olona izay mihevitra momba Anao hatrany"

Yah, Yaveh

Yah dia anaran'i Yaveh hafa.

Yaveh, no vatolampy tsy manam-pahataperana

Ny fananan'i Yaveh hery mba hiaro ny vahoakany dia resahina toy ny hoe vato lehibe izay ahafahan'ny olona mandeha mandositra ireo fahavalony Izy.