# Ny saina izay mitoetra ao Aminao Eto ny hoe "saina" dia manambara ny hevitry ny olona. Ny hoe "Aminao" dia manondro an'i Yaveh. Ny andian-teny hoe "Ny saina izay mitoetra ao Aminao" dia fomba fiteny izay midika hoe "Ny olona izay mihevitra momba Anao hatrany" # Yah, Yaveh Yah dia anaran'i Yaveh hafa. # Yaveh, no vatolampy tsy manam-pahataperana Ny fananan'i Yaveh hery mba hiaro ny vahoakany dia resahina toy ny hoe vato lehibe izay ahafahan'ny olona mandeha mandositra ireo fahavalony Izy.