plt_tn/isa/26/03.md

12 lines
500 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny saina izay mitoetra ao Aminao
Eto ny hoe "saina" dia manambara ny hevitry ny olona. Ny hoe "Aminao" dia manondro an'i Yaveh. Ny andian-teny hoe "Ny saina izay mitoetra ao Aminao" dia fomba fiteny izay midika hoe "Ny olona izay mihevitra momba Anao hatrany"
# Yah, Yaveh
Yah dia anaran'i Yaveh hafa.
# Yaveh, no vatolampy tsy manam-pahataperana
Ny fananan'i Yaveh hery mba hiaro ny vahoakany dia resahina toy ny hoe vato lehibe izay ahafahan'ny olona mandeha mandositra ireo fahavalony Izy.