plt_tn/isa/26/01.md

20 lines
630 B
Markdown

# Amin'izany andro izany
Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"
# ity hira ity no hiraina any amin'ny tanin'i Joda
DH: "hihira izao hira izao ny vahoakan'ny tanin'i Joda"
# Manana tanàna mafy izahay
Io dia manondro ny tanànan'i Jerosalema.
# Andriamanitra dia efa nanao ny famonjena ho rindrin'izany sy tovon-tany
Ny herin'Andriamanitra mba hiaro sy hamonjy ny vahoakany dia resahina toy ny hoe manda manodidina ny tanàna ny famonjeny.
# ny firenena marina izay mihazona finoana
Eto ny hoe "firenena'' dia manambara ny vahoaka. DH: "ny olona marina sy mahatoky"